Nanapa-kevitra iala o antin'ny MTEM ny synoda-piangonana SAMPATI anio maraina

08-10-24 08:26:59
Nanapa-kevitra iala o antin'ny MTEM ny synoda-piangonana SAMPATI anio maraina

Rehefa naroso ny fe-kevitra tapaka nandritra ny fivorimbe tany Toliara dia nolavin'ny oibe MTEM ity farany ka nahatonga ny sampati iala tsy ho isan'ny MTEM intsony fa nisitaka