Nandray fiofanana tamin'i Ben Laden i Remenabila

07-10-24 10:29:43
Nandray fiofanana tamin'i Ben Laden i Remenabila

Rehefa natao ny fanadihadihana dia fantatra izao ankehitriny fa teo aloha dia mifandray tsy tapaka ilay dahalo izay fantatra amin'ny anarana Remenabila sy Ben Laden lehiben'ny AL QAIDA. Nisy ny FBI izay tonga teto amintsika izay nanao fanadihadihana manokana momba an'izany ary nilazan'ity farany fa nanatontosa fiofanana manokana tany Afghanistan i Remenabila sy i Tokanono, ka izay omby azony dia aondrana antsokosoko amin'ny sambo anankiray izay mitondra ny anarahana REMENLADEN.